Genesis 21:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka ondry aman’osy i Abrahama ka nomeny an’i Abimeleka; dia nanao fanekena izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naka ondry aman’omby i Abrahama, natolony an’i Abimeleka ka nifanao fanekem-pihavanana izy roa lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka ny ondry aman’osy sy omby i Abrahama, ka nomeny an’i Abimelèka; dia nanao fifanekena izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama naka ondry aman'osy sy omby. ka nomeny an'i Abimeleka; dia nanao fanekena izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka ondry aman’osy i Abrahama ka nomeny an’i Abimeleka; dia nanao fanekena izy roa lahy.
malagasy
Ary Abrahama naka ondry aman'osy sy omby. ka nomeny an'i Abimeleka; dia nanao fanekena izy roa lahy.