Genesis 21:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanokana ondrivavy kely fito navahana tamin’ny andiany koa i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanavaka ondrivavy kely fito tamin’ny biby fiompiny i Abrahama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanavaka ondrivavy kely fito i Abrahama
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama nanokana ondrivavikely fito navahana tamin'ny ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanokana ondrivavy kely fito navahana tamin’ny andiany koa i Abrahama.
malagasy
Ary Abrahama nanokana ondrivavikely fito navahana tamin'ny ondry.