Genesis 21:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Abimeleka taminy: Hatao inona ireo ondrivavy fito natokanao ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Abimeleka taminy: «Inona ireo ondrivavy kely fito navahanao ireo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanontanian’i Abimelèka hoe: –Nahoana no avahanao ireo ondrivavy kely fito ireo?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Abimeleka tamin'i Abrahama: Hatao inona ireo ondrivavy kely fito natokanao ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Abimeleka taminy: Hatao inona ireo ondrivavy fito natokanao ireo?
malagasy
Ary hoy Abimeleka tamin'i Abrahama: Hatao inona ireo ondrivavy kely fito natokanao ireo?