Genesis 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’ny zanany vao teraka, ilay naterak’i Saraha taminy, dia nataon’i Abrahama hoe Isaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny anaran’ilay zaza teraka taminy, naterak’i Sarà taminy, dia nataon’i Abrahama hoe Isaaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’i Abrahama hoe Itsehàka ny anaran’ilay zazalahy naterak’i Sarà ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny zanany izay teraka, ilay naterak'i Saraha taminy dia nataon'i Abrahama hoe Isaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’ny zanany vao teraka, ilay naterak’i Saraha taminy, dia nataon’i Abrahama hoe Isaka.
malagasy
Ary ny anaran'ny zanany izay teraka, ilay naterak'i Saraha taminy dia nataon'i Abrahama hoe Isaka.