Genesis 21:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny navaliny: Mba horaisinao avy amin’ny tanako ireo ondrivavy fito ireo ho vavolombelona amiko fa izaho no nihady io lavaka fantsakana io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navaliny: «Horaisinao avy amin’ny tanako ireo ondrivavy kely fito ireo mba ho vavolombelona ho ahy fa izaho no nihady io lavaka fantsakana io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly i Abrahama hoe: –Mba ekeo avy amin’ny tanako ireo ho vavolombelona amiko fa izaho no nandavaka ilay fantsakana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Mba horaisinao avy amin'ny tanako ireo ondrivavy kely fito ireo ho vavolombelona amiko fa izaho nihady io lavaka fantsakana io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny navaliny: Mba horaisinao avy amin’ny tanako ireo ondrivavy fito ireo ho vavolombelona amiko fa izaho no nihady io lavaka fantsakana io.
malagasy
Ary hoy izy: Mba horaisinao avy amin'ny tanako ireo ondrivavy kely fito ireo ho vavolombelona amiko fa izaho nihady io lavaka fantsakana io.