Genesis 21:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao fanekena tany Bery-Sheba izy roa lahy. Ary niainga i Abimeleka sy i Pikola, komandin’ny miaramilany, ka niverina ho any amin’ny tanin’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fanekem-pihavanana tao Bersabea izy ireo. Rehefa vita izany dia niainga i Abimeleka sy i Fikôla, filohan’ny tafiny, ka niverina ho any amin’ny tanin’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao fifanekena tao Beera-Seba i Abrahama sy i Abimelèka; avy eo dia niainga i Abimelèka sy i Pikôla, lehiben’ny tafiny, ka lasa niverina nankany amin’ny tanin’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao fanekena tany Beri-sheba izy; ary dia niainga Abimeleka sy Pikola, komandin'ny miaramilany, ka niverina ho any amin'ny tanin'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao fanekena tany Bery-Sheba izy roa lahy. Ary niainga i Abimeleka sy i Pikola, komandin’ny miaramilany, ka niverina ho any amin’ny tanin’ny Filistina.
malagasy
Dia nanao fanekena tany Beri-sheba izy; ary dia niainga Abimeleka sy Pikola, komandin'ny miaramilany, ka niverina ho any amin'ny tanin'ny Filistina.