Genesis 21:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namboly hazo tamarisika tany Bery-Sheba i Abrahama ka tao no niantsoany ny anaran’NY TOMPO, dia Andriamanitra Mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namboly tamarisa tao Bersabea i Abrahama, ary niantso ny anaran’i Iaveh Andriamanitra mandrakizay teo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Abrahama namboly hazo voamadilo tao Beera-Seba, ka teo no nivavahany tamin’ilay Andriamanitra mandrakizay sy niantsoany Azy hoe TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia namboly hazo tamariska tany Beri-sheba Abrahama ka tao no niantsoany ny anaran'i Jehovah, dia Andriamanitra Mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namboly hazo tamarisika tany Bery-Sheba i Abrahama ka tao no niantsoany ny anaran’NY TOMPO, dia Andriamanitra Mandrakizay.
malagasy
Dia namboly hazo tamariska tany Beri-sheba Abrahama ka tao no niantsoany ny anaran'i Jehovah, dia Andriamanitra Mandrakizay.Ary Abrahama nivahiny elaela ihany tany amin'ny tanin'ny Filistina.