Genesis 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noforan’i Abrahama Isaka zanany rehefa valo andro, araka ny didy nomen’Andriamanitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony teraka havaloana izy dia noforàn’i Abrahama, araka ny efa nandidian’Andriamanitra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noforan ’i Abrahama i Itsehàka zanany lahy, rehefa feno valo andro araka izay efa nandidian’Andriamanitra azy.
Malagasy Bible 1865
Dia noforan'i Abrahama Isaka zanany, rehefa teraka havaloana izy, araka izay efa nandidian'Andriamanitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noforan’i Abrahama Isaka zanany rehefa valo andro, araka ny didy nomen’Andriamanitra azy.
malagasy
Dia noforan'i Abrahama Isaka zanany, rehefa teraka havaloana izy, araka izay efa nandidian'Andriamanitra azy.