Genesis 21:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Saraha: Nampihomehezin’Andriamanitra aho; izay rehetra mandre dia hiara-mihomehy amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Sarà: «Efa nomen’Andriamanitra ahy izay hampihomehy ahy, ka na iza na iza handre izany dia hihomehy noho ny amiko.» Hoy koa izy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaza i Sarà hoe: –Nanao izay nampihomehy ahy Andriamanitra, ary izay rehetra mandre ny momba an’i Itsehàka dia hihomehy miaraka amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saraha: Efa nampihomehezin'Andriamanitra aho; izay rehetra mandre dia hiara-mihomehy amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Saraha: Nampihomehezin’Andriamanitra aho; izay rehetra mandre dia hiara-mihomehy amiko.
malagasy
Ary hoy Saraha: Efa nampihomehezin'Andriamanitra aho; izay rehetra mandre dia hiara-mihomehy amiko.