Genesis 21:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy: Iza moa no nanampo hilaza amin’i Abrahama fa hampinono zaza i Saraha? Kanjo niteraka zazalahy taminy ihany aho na dia efa antitra aza izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Iza moa no nanan-kevitra ny hilaza amin’i Abrahama hoe: Hampinono zaza i Sarà? Kanjo antitra izy ity vao tera-dahy taminy aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa izy hoe: –Iza moa no afaka hilaza amin’i Abrahama fa hampinono zaza i Sarà? Kanjo niteraka zazalahy ho azy tamin’ny fahanterany aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa izy: Nampoizin'iza akory moa no hilaza amin'i Abrahama fa hampinono zaza Saraha? kanjo efa niteraka zazalahy taminy aho, rehefa antitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy: Iza moa no nanampo hilaza amin’i Abrahama fa hampinono zaza i Saraha? Kanjo niteraka zazalahy taminy ihany aho na dia efa antitra aza izy!
malagasy
Ary hoy koa izy: Nampoizin'iza akory moa no hilaza amin'i Abrahama fa hampinono zaza Saraha? kanjo efa niteraka zazalahy taminy aho, rehefa antitra izy.