Genesis 21:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa lehibe ny zaza dia nosarahina nono. Nanao fanasana lehibe tamin’ny andro nanasarahana nono an’Isaka i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihalehibe ny zaza dia notazana. Ary nanao fanasana lehibe i Abrahama tamin’ny andro nanotazana an’i Isaaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lehibe ny zaza, dia nosarahi-nono. Koa nanao fanasana lehibe i Abrahama noho izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa lehibe ny zaza, dia notazana; ary Abrahama nanao fanasana lehibe tamin'ny andro nanotazana an'Isaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa lehibe ny zaza dia nosarahina nono. Nanao fanasana lehibe tamin’ny andro nanasarahana nono an’Isaka i Abrahama.
malagasy
Ary rehefa lehibe ny zaza, dia notazana; ary Abrahama nanao fanasana lehibe tamin'ny andro nanotazana an'Isaka.