Genesis 21:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitan’i Saraha fa nihomehy azy ny zanak’i Hagara ejiptiana, izay naterany tamin’i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay zanak’i Agara Ejiptianina naterany tamin’i Abrahama kosa, hitan’i Sarà fa nihomehy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia hitan’i Sarà nilalao ny zanakalahin’i Hagara ejiptianina, izay naterany ho an’i Abrahama;
Malagasy Bible 1865
Ary Saraha nahita fa nihomehy ny zanak'i Hagara Egyptiana, izay efa naterany tamin'i Abrahama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitan’i Saraha fa nihomehy azy ny zanak’i Hagara ejiptiana, izay naterany tamin’i Abrahama.
malagasy
Ary Saraha nahita fa nihomehy ny zanak'i Hagara Egyptiana, izay efa naterany tamin'i Abrahama.