Genesis 22:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nizaha toetra an’i Abrahama Andriamanitra. Hoy Izy taminy: Ry Abrahama ô! Dia hoy i Abrahama: Inty aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, nizaha toetra an’i Abrahama Andriamanitra ka nanao taminy hoe: «Ry Abrahama ô!» Ary hoy izy: «Inty aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany toe-javatra izany, dia nizaha toetra an’i Abrahama Andriamanitra ka niantso azy hoe: –Ry Abrahama! Dia namaly i Abrahama hoe: –Inty aho.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany zavatra izany, dia nizahan'Andriamanitra toetra Abrahama, ka hoy Izy taminy: Ry Abrahama ô! ary hoy izy; Inty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nizaha toetra an’i Abrahama Andriamanitra. Hoy Izy taminy: Ry Abrahama ô! Dia hoy i Abrahama: Inty aho.
malagasy
[Ny nizahan'Andriamanitra toetra an'i Abrahama] Ary rehefa afaka izany zavatra izany, dia nizahan'Andriamanitra toetra Abrahama, ka hoy Izy taminy: Ry Abrahama ô! ary hoy izy; Inty aho.