Genesis 22:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatsotra ny tanany i Abrahama ka nandray ny antsy mba hamonoany ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naninjitra ny tanany i Abrahama ka nandray ny antsy hamonoana ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naninji-tanana handray ny antsy i Abrahama mba hamonoana ny zanany.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama naninjitra ny tànany ka nandray ny antsy mba hamonoany ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatsotra ny tanany i Abrahama ka nandray ny antsy mba hamonoany ny zanany.
malagasy
Ary Abrahama naninjitra ny tànany ka nandray ny antsy mba hamonoany ny zanany.