Genesis 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niantso an’i Abrahama fanindroany avy any an-danitra ilay Anjelin’NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Anjelin’i Iaveh niantso an’i Abrahama fanindroany tany an-danitra, ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny anjelin’ny TOMPO niantso an’i Abrahama fanindroany avy tany an-danitra
Malagasy Bible 1865
Dia niantso an'i Abrahama fanindroany tany an-danitra Ilay Anjelin'i Jehovah
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niantso an’i Abrahama fanindroany avy any an-danitra ilay Anjelin’NY TOMPO
malagasy
Dia niantso an'i Abrahama fanindroany tany an-danitra Ilay Anjelin'i Jehovah