Genesis 22:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Ny tenako no nianianako, hoy NY TOMPO: Satria izany zavatra izany no nataonao ka tsy niaro ny zanakao, ilay lahitokanao, ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Efa nianiana tamin’ny tenako Aho, hoy i Iaveh, fa noho ianao nanao izany sy tsy nandà fa nahafoy ny zanakao, ilay lahy tokanao, ho Ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao taminy hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO noho ianao nanao izany zavatra izany, ka tsy niaro ny zanakao lahitokanao tamiko, dia ny tenako no ianianako
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Ny tenako no nianianako, hoy Jehovah: Satria nanao izany zavatra izany ianao ka tsy niaro ny zanakao, ilay lahitokanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Ny tenako no nianianako, hoy NY TOMPO: Satria izany zavatra izany no nataonao ka tsy niaro ny zanakao, ilay lahitokanao, ianao,
malagasy
ka nanao hoe: Ny tenako no nianianako, hoy Jehovah: Satria nanao izany zavatra izany ianao ka tsy niaro ny zanakao, ilay lahitokanao,