Genesis 22:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niverina nankeny amin’ireo mpanompony i Abrahama, dia niainga izy ireo ka niaraka nankany Bery-Sheba. Ary i Abrahama dia nonina tany Bery-Sheba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina nankeny amin’ny mpanompony i Abrahama, ka niainga izy ireo dia niara-nandeha nankany Bersabea. Ary nonina tao Bersabea i Abrahama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina nankeny amin’ny zatovony i Abrahama. Niainga izy rehetra ka niaraka nankany Beera-Seba; dia teo no niorim-ponenana i Abrahama.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama dia niverina nankeny amin'ny zatovony; dia niainga izy ka niaraka nankany Beri-sheba; ary Abrahama dia nonina tany Beri-sheba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niverina nankeny amin’ireo mpanompony i Abrahama, dia niainga izy ireo ka niaraka nankany Bery-Sheba. Ary i Abrahama dia nonina tany Bery-Sheba.
malagasy
Ary Abrahama dia niverina nankeny amin'ny zatovony; dia niainga izy ka niaraka nankany Beri-sheba; ary Abrahama dia nonina tany Beri-sheba.