Genesis 22:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nisy nanambara tamin’i Abrahama hoe: Indro, niteraka zazalahy tamin’i Nahora rahalahinao koa i Milka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany, nisy nampandre vaovao tamin’i Abrahama dia izao: Efa nitera-dahy tamin’i Nakôra rahalahinao koa i Melkà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia ren’i Abrahama fa tera-dahy maro tamin’i Nahôra rahalahiny koa i Milkà:
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia nisy nanambara tamin'i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zazalahy koa Milka tamin'i Nahora rahalahinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nisy nanambara tamin’i Abrahama hoe: Indro, niteraka zazalahy tamin’i Nahora rahalahinao koa i Milka,
malagasy
[Ny taranak'i Nahora] Ary rehefa afaka izany, dia nisy nanambara tamin'i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zazalahy koa Milka tamin'i Nahora rahalahinao,