Genesis 22:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Betoela dia niteraka an’i Rebeka. Ireo valo ireo no naterak’i Milka tamin’i Nahora, rahalahin’i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Batoela no rain-dRebekà. Izy valo lahy ireo no naterak’i Melkà tamin’i Nakôra rahalahin’i Abrahama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy valo lahy no naterak’i Milkà tamin’i Nahôra rahalahin’i Abrahama. I Betoela no rain’i Rebekà.
Malagasy Bible 1865
Ary Betoela niteraka an-dRebeka. Ireo valo ireo no naterak'i Milka tamin'i Nahora, rahalahin'i Abrahama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Betoela dia niteraka an’i Rebeka. Ireo valo ireo no naterak’i Milka tamin’i Nahora, rahalahin’i Abrahama.
malagasy
Ary Betoela niteraka an-dRebeka. Ireo valo ireo no naterak'i Milka tamin'i Nahora, rahalahin'i Abrahama.Ary ny vaditsindranony, izay atao hoe Reoma, izy koa dia niteraka an'i Teba sy Gahama sy Tahasy ary Meaka.