Genesis 22:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vady tsindranony koa, izay atao hoe Reoma, dia niteraka an’i Teba, i Gahama, i Tahasy ary i Maaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay vaditsindranony atao hoe Ramà koa dia niteraka an’i Tabea sy i Gahama, ary i Toasy sy i Maakà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nanana vadikely natao hoe Reomà i Nahôra ka niterahany an’i Teba sy i Gahama ary i Tahasa sy i Mahekà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vaditsindranony, izay atao hoe Reoma, izy koa dia niteraka an'i Teba sy Gahama sy Tahasy ary Meaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vady tsindranony koa, izay atao hoe Reoma, dia niteraka an’i Teba, i Gahama, i Tahasy ary i Maaka.
malagasy
Ary ny vaditsindranony, izay atao hoe Reoma, izy koa dia niteraka an'i Teba sy Gahama sy Tahasy ary Meaka.