Genesis 22:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tamin’ny andro fahatelo, raha nanopy ny masony i Abrahama, dia nahatazana ilay tany terỳ lavitra erỳ.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tamin’ny andro fahatelo, nanopy ny masony i Abrahama ka mbola lavitra ihany izy dia nahatazana ilay fitoerana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka ampitso maraina dia tazan’i Abrahama tery lavitra tery ny tendrombohitra izay halehany.
Malagasy Bible 1865
Nony tamin'ny andro fahatelo Abrahama dia nanopy ny masony ka nahatazana ny tany terỳ lavitra erỳ.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tamin’ny andro fahatelo, raha nanopy ny masony i Abrahama, dia nahatazana ilay tany terỳ lavitra erỳ.
malagasy
Nony tamin'ny andro fahatelo Abrahama dia nanopy ny masony ka nahatazana ny tany terỳ lavitra erỳ.