Genesis 22:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Abrahama: Anaka, Andriamanitra no hahita izay ondry hatao fanatitra dorana manontolo! Dia niara-nanohy ny diany ihany izy mianaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navalin’i Abrahama: «Hataon’Andriamanitra izay hahitana ny zanak’ondry hatao sorona dorana, anaka.» Dia niara-nandeha izy mianaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly azy i Abrahama hoe: –Andriamanitra no hahita izay zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo, anaka! Dia niara-nanohy ny diany izy mianaka.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Abrahama: Anaka. Andriamanitra no hahita izay ondry hatao fanatitra dorana; dia niara-nandeha izy mianaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Abrahama: Anaka, Andriamanitra no hahita izay ondry hatao fanatitra dorana manontolo! Dia niara-nanohy ny diany ihany izy mianaka.
malagasy
Fa hoy Abrahama: Anaka. Andriamanitra no hahita izay ondry hatao fanatitra dorana; dia niara-nandeha izy mianaka.