Genesis 23:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro niainan’i Saraha dia fito amby roapolo amby zato taona; izany no taona niainan’i Saraha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andro niainan’i Sarà dia fito amby roapolo amby zato taona, izany no taona niainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niaina 127 taona i Sarà,
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Saraha dia fito amby roa-polo amby zato taona; izany no taona niainan'i Saraha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro niainan’i Saraha dia fito amby roapolo amby zato taona; izany no taona niainan’i Saraha.
malagasy
[Ny nahafatesan'i Saraha sy ny nandevenana azy] Ary ny andro niainan'i Saraha dia fito amby roa-polo amby zato taona; izany no taona niainan'i Saraha.