Genesis 23:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsia, tompokolahy fa mihainoa ahy! Ny saha dia omeko anao ary ny zohy izay ao anatiny koa dia omeko anao. Eto imason’ny zanaky ny fireneko no anomezako azy ho anao; aleveno ny fatin’ny vadinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsia, tompokolahy, fa henoy ny ahy; omeko anao ny saha; omeko anao koa ny zohy izay ao; ary eto anatrehan’ny zanaky ny fireneko no anomezako azy ho anao, ka aleveno ny fatin’ny vadinao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tsia, tompokolahy, fa henoy aho! Ny saha dia omeko anao ary ny lava-bato izay eo aminy koa dia omeko anao; eto imason’ireto mpiray foko amiko no anomezako azy maimaim-poana; koa aleveno ao ny fatin’ny vadinao.
Malagasy Bible 1865
Tsia, tompokolahy, fa mihainoa ahy: ny saha dia omeko anao, ary ny zohy izay eo anatiny koa dia omeko anao; eto imason'ny zanaky ny fireneko no anomezako azy ho anao; aleveno ny fatin'ny vadinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsia, tompokolahy fa mihainoa ahy! Ny saha dia omeko anao ary ny zohy izay ao anatiny koa dia omeko anao. Eto imason’ny zanaky ny fireneko no anomezako azy ho anao; aleveno ny fatin’ny vadinao.
malagasy
Tsia, tompokolahy, fa mihainoa ahy: ny saha dia omeko anao, ary ny zohy izay eo anatiny koa dia omeko anao; eto imason'ny zanaky ny fireneko no anomezako azy ho anao; aleveno ny fatin'ny vadinao.