Genesis 23:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompokolahy, mihainoa ahy! Raha izay tany tokony ho lafo sekela volafotsy efajato io, inona anefa moa izany amintsika roa lahy, fa aleveno ny fatin’ny vadinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Henoy ny ahy, Tompokolahy: tanin’efajato sikla volafotsy io ka zinona izany amiko sy aminao? Fa aleveno ny vadinao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tompokolahy ô, henoy aho! Izay tany lanjambidy efajato sekela volafotsy ve dia ho inona amiko sy aminao? Fa aleveno ny fatin’ny vadinao.
Malagasy Bible 1865
Tompokolahy, mihainoa ahy: tany tokony ho lafo sekely volafotsy efa-jato, inona moa izany amintsika roa lahy? fa aleveno ny fatin'ny vadinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompokolahy, mihainoa ahy! Raha izay tany tokony ho lafo sekela volafotsy efajato io, inona anefa moa izany amintsika roa lahy, fa aleveno ny fatin’ny vadinao.
malagasy
Tompokolahy, mihainoa ahy: tany tokony ho lafo sekely volafotsy efa-jato, inona moa izany amintsika roa lahy? fa aleveno ny fatin'ny vadinao.