Genesis 23:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izany, ny sahan’i Efrona, izay teo Makpela, tandrifin’i Mamre, dia ny saha sy ny zohy izay tao anatiny mbamin’ny hazo rehetra izay tao amin’ny saha, izay teo amin’ny sisiny rehetra manodidina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany ny sahan’i Efrôna, ao Makpelà, tandrifin’i Mambre, dia ny saha sy ny zohy ao, mbamin’ny hazo ao anaty saha ary ny hazo eny amin’ny sisiny manodidina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny sahan’i Hefrôna izay tao Makpelà akaikin’i Mamre, izany hoe ny saha sy ilay lava-bato tao aminy mbamin’ny hazo rehetra tao anatin’ny faritra manodidina azy, dia natao varo-maty
Malagasy Bible 1865
Ary ny sahan'i Efrona, ilay teo Makpela, izay tandrifin'i Mamre, dia ny saha sy ny zohy izay teo anatiny mbamin'ny hazo rehetra izay teo anatiny, izay teo amin'ny sisiny rehetra manodidina, dia natao varo-maty
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izany, ny sahan’i Efrona, izay teo Makpela, tandrifin’i Mamre, dia ny saha sy ny zohy izay tao anatiny mbamin’ny hazo rehetra izay tao amin’ny saha, izay teo amin’ny sisiny rehetra manodidina,
malagasy