Genesis 23:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia natao varo-maty tamin’i Abrahama ho fananany, teo imason’ireo taranak’i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tapaka ho fananan’i Abrahama eo anatrehan’ny zanak’i Heta, dia izay rehetra miditra ny vavahadin’ny tanànany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’i Abrahama mba ho fananany. Vavolombelon’izany ny Hetita rehetra tonga nivory teo am-bavahadin’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
tamini'i Abrahama ho fananana, teo imason'ny taranak'i Heta, dia izay rehetra niditra teo am­bavahadin'ny tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia natao varo-maty tamin’i Abrahama ho fananany, teo imason’ireo taranak’i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanànany.
malagasy
tamini'i Abrahama ho fananana, teo imason'ny taranak'i Heta, dia izay rehetra niditra teo am­bavahadin'ny tanànany.