Genesis 23:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita izany dia nandevina an’i Saraha vadiny tao amin’ny zohy tao amin’ny saha Makpela tandrifin’i Mamre na Hebrona, ao amin’ny tany Kanana, i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay i Abrahama vao nandevina an’i Sarà vadiny, tao an-johin’i Makpelà, tandrifin’i Mambre dia i Hebrôna izany, any amin’ny tany Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany i Abrahama dia nandevina ny fatin’ny Sarà vadiny, tao amin’ilay lava-bato tao amin’ny saha Makpelà akaikin’i Mamre, izany hoe Hebrôna ao amin’ny tany Kanahàna.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, Abrahama dia nandevina an'i Saraha vadiny tao amin'ny zohy tao amin'ny saha Makpela tandrifin'i Mamre (Hebrona izany), ao amin'ny tany Kanana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita izany dia nandevina an’i Saraha vadiny tao amin’ny zohy tao amin’ny saha Makpela tandrifin’i Mamre na Hebrona, ao amin’ny tany Kanana, i Abrahama.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, Abrahama dia nandevina an'i Saraha vadiny tao amin'ny zohy tao amin'ny saha Makpela tandrifin'i Mamre (Hebrona izany), ao amin'ny tany Kanana;ka ny saha mbamin'ny zohy izay ao anatiny dia nataon'ny taranak'i Heta varo-maty tamin'i Abrahama ho tany fandevenana.