Genesis 23:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maty tao Kiriata-Arba na Hebrona, tany amin’ny tany Kanana, i Saraha. Dia tonga i Abrahama hisaona an’i Saraha sy hitomany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Sarà dia maty tany Kiriatarbe, dia Hebrôna izany, any amin’ny tany Kanaana; ka tonga i Abrahama hisaona an’i Sarà sy hitomany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia maty tao Kiriata-Arbà, izany hoe tao Hebrôna, any amin’ny tany Kanahàna. Dia tonga i Abrahama mba hisaona sy hitomany an’i Sarà.
Malagasy Bible 1865
Ary Saraha dia maty tao Kiriat-arba (Hebrona izany) tany amin'ny tany Kanana; dia tonga Abrahama hisaona an'i Saraha sy hitomany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maty tao Kiriata-Arba na Hebrona, tany amin’ny tany Kanana, i Saraha. Dia tonga i Abrahama hisaona an’i Saraha sy hitomany azy.
malagasy
Ary Saraha dia maty tao Kiriat-arba (Hebrona izany) tany amin'ny tany Kanana; dia tonga Abrahama hisaona an'i Saraha sy hitomany azy.