Genesis 23:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny saha mbamin’ny zohy izay ao anatiny dia nataon’ireo taranak’i Heta varo-maty tamin’i Abrahama ho tany fandevenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny saha sy ny zohy ao anatiny dia tapaka lasan’i Abrahama, varo-maty, ho tany fandevenana, avy amin’ny zanak’i Heta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny saha sy ilay lava-bato ao aminy dia nataon’ny terak’i Heta varo-maty tamin’i Abrahama mba ho toeram-pandevenana.
Malagasy Bible 1865
ka ny saha mbamin'ny zohy izay ao anatiny dia nataon'ny taranak'i Heta varo-maty tamin'i Abrahama ho tany fandevenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny saha mbamin’ny zohy izay ao anatiny dia nataon’ireo taranak’i Heta varo-maty tamin’i Abrahama ho tany fandevenana.
malagasy
ka ny saha mbamin'ny zohy izay ao anatiny dia nataon'ny taranak'i Heta varo-maty tamin'i Abrahama ho tany fandevenana.