Genesis 23:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana niala avy teo anilan’ny fatin’ny vadiny i Abrahama dia niteny tamin’ireo taranak’i Heta hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana i Abrahama niala teo anilan’ny maty, ka niteny tamin’ny zanak’i Heta hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana niala teo amin’ny faty izy ary lasa niteny tamin’ny terak’i Heta hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama nitsangana niala avy teo anilan'ny fatin'ny vadiny, dia niteny tamin'ny taranak'i Heta ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana niala avy teo anilan’ny fatin’ny vadiny i Abrahama dia niteny tamin’ireo taranak’i Heta hoe:
malagasy
Ary Abrahama nitsangana niala avy teo anilan'ny fatin'ny vadiny, dia niteny tamin'ny taranak'i Heta ka nanao hoe: