Genesis 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa anay, tompokolahy: Andrian-dehibe eto aminay ianao; koa izay tsara indrindra amin’ny fasanay no andeveno ny fatin’ny vadinao; tsy misy aminay tsy hanome ny fasany ho anao mba handevenanao ny fatin’ny vadinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Henoy izahay, Tompokolahy; andrian’Andriamanitra no eto aminay ianao, ka aleveno amin’izay fasana tsara indrindra eto aminay ny fatin’ny vadinao, fa tsy hisy aminay hiaro ny fasany aminao, tsy hametrahana ny fatin’ny vadinao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tompokolahy ô, mba mihainoa anay: filoha notahin ’Andriamanitra ianao teto anivonay, koa aleveno ao amin’izay fasana tsara indrindra eto aminay ny vadinao. Tsy hisy aminay hisakana ny fasany tsy handevenana ny razana.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa anay, tompokolahy: andrian-dehibe eto aminay ianao; koa izay tsara indrindra amin'ny fasanay no andeveno ny fatin'ny vadinao; tsy misy aminay hiaro ny fasany aminao tsy handevenanao ny fatin'ny vadinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa anay, tompokolahy: Andrian-dehibe eto aminay ianao; koa izay tsara indrindra amin’ny fasanay no andeveno ny fatin’ny vadinao; tsy misy aminay tsy hanome ny fasany ho anao mba handevenanao ny fatin’ny vadinao.
malagasy