Genesis 23:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hoy izy tamin’ireo: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin’ny vadiko izay nandao ahy dia mihainoa ahy, koa iangavio kely i Efrona, zanak’i Zohara,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanao taminy hoe: «Raha tianareo ny hanalako ny fatin’ny vadiko tsy ho eto anoloako ka handevenako azy, dia henoy aho, ary mangataha ho ahy amin’i Efrôna, zanak’i Seôra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niteny tamin’ireo hoe: –Raha ekenareo tokoa àry ny handevenana ny vadiko eto, dia anaovy fanelanelanana amin’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara aho
Malagasy Bible 1865
dia niteny taminy ka nanao hoe: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin'ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin'i Efrona, zanak'i Zohara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hoy izy tamin’ireo: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin’ny vadiko izay nandao ahy dia mihainoa ahy, koa iangavio kely i Efrona, zanak’i Zohara,
malagasy
dia niteny taminy ka nanao hoe: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin'ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin'i Efrona, zanak'i Zohara,