Genesis 24:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa niha zokiolona i Abrahama sady nandroso fahanterana, ary NY TOMPO nitahy an’i Abrahama tamin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa zoky olona sy nandroso fahanterana i Abrahama sady nosoavin’i Iaveh tamin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary efa tena antitra be i Abrahama, sady notahîn ’ny TOMPO tamin’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama dia efa zokiolona sady nandroso fahanterana; ary Jehovah efa nitahy an'i Abrahama tamin'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa niha zokiolona i Abrahama sady nandroso fahanterana, ary NY TOMPO nitahy an’i Abrahama tamin’ny zavatra rehetra.
malagasy
[Ny nampakan'i Abrahama vady ho an'Isaka avy tany amin'ny tanin'ny havany] Ary Abrahama dia efa zokiolona sady nandroso fahanterana; ary Jehovah efa nitahy an'i Abrahama tamin'ny zavatra rehetra.