Genesis 24:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka rameva folo tamin’ny ramevan’ny tompony ilay mpanompo, ary izay zava-tsoa nananan’ny tompony dia samy nitondrany avokoa. Dia nandeha izy ka nankany Arama-Naharaima, ho any an-tanànan’i Nahora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka folo tamin’ny ramevan’ny tompony, ilay mpanompo, dia niainga handeha, ary nananany fahefana avokoa ny fananan’ny tompony. Dia nitsangana izy, ka any Mesôpôtamia any an-tanànan’i Nakôra no nalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka rameva folo tamin’ny ramevan’ny tompony izy sady nitondra izay zavatra tsara indrindra nananan’ny tompony, dia niainga hankany Mezôpotamia ambony, any amin’ny tanànan’i Nahôra.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay mpanompo naka rameva folo tamin'ny ramevan'ny tompony ka lasa, ary izay zava-tsoa nananan'ny tompony dia samy nitondrany avokoa; dia nandeha izy ka nankany Mesopotamia ho any an-tanànan'i Nahora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka rameva folo tamin’ny ramevan’ny tompony ilay mpanompo, ary izay zava-tsoa nananan’ny tompony dia samy nitondrany avokoa. Dia nandeha izy ka nankany Arama-Naharaima, ho any an-tanànan’i Nahora.
malagasy