Genesis 24:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Ry TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô! Ambino aho anio ary asio soa i Abrahama tompoko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy: «Ry Iaveh, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, mba ataovy tojo ny tadiaviko aho anio, ary ampisehoy hatsaram-po i Abrahama tompoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no vavaka nataony: –Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, mba ambino aho anio, ka manehoa fahasoavana amin’i Abrahama tompoko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Jehovah ô, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, ambino aho anio, ary asio soa Abrahama tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Ry TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô! Ambino aho anio ary asio soa i Abrahama tompoko!
malagasy
Dia hoy izy: Jehovah ô, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, ambino aho anio, ary asio soa Abrahama tompoko.