Genesis 24:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, mijoro eto anilan’ny fantsakana aho ary ho avy hantsaka rano ny zanakavavin’ny mponina ao an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro aho mijanona eto anilan’ny loharano; ary ny zanaka vavin’ny mponina ao an-tanàna hivoaka hantsaka rano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inty aho eto akaikin’ny fantsakana; ary ireo zatovovavy zanaky ny mponina ao an-tanàna dia hivoaka hantsaka rano eto.
Malagasy Bible 1865
Indro, mijanona eto anilan'ny fantsakana aho; ary ny zanakavavin'ny mponina ao an-tanàna mivoaka hantsaka rano;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, mijoro eto anilan’ny fantsakana aho ary ho avy hantsaka rano ny zanakavavin’ny mponina ao an-tanàna.
malagasy
Indro, mijanona eto anilan'ny fantsakana aho; ary ny zanakavavin'ny mponina ao an-tanàna mivoaka hantsaka rano;