Genesis 24:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara tarehy tokoa ilay zazavavy sady virijiny fa tsy mbola nisy lehilahy nahalala azy. Nidina nankeo amin’ny fantsakana izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fatratra ny hatsaran-tarehin-drazazavavy, sady virjiny izy, fa tsy mbola nisy lehilahy nahalala azy. Nidina nankeo amin’ny loharano izy, nameno rano ny sininy dia niakatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara tarehy tokoa razazavavy sady virijiny fa tsy mbola nisy lehilahy niray taminy. Ary nidina teo am-pantsakana izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay zazavavy dia tsara tarehy indrindra sady virijina, ka tsy mbola nisy lehilahy nahalala azy; ary nidina nankeo amin'ny fantsakana izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara tarehy tokoa ilay zazavavy sady virijiny fa tsy mbola nisy lehilahy nahalala azy. Nidina nankeo amin’ny fantsakana izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.
malagasy
Ary ilay zazavavy dia tsara tarehy indrindra sady virijina, ka tsy mbola nisy lehilahy nahalala azy; ary nidina nankeo amin'ny fantsakana izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.