Genesis 24:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihazakazaka nitsena azy ilay mpanompo ka niteny taminy hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihazakazaka nitsena azy ity mpanompo ka nanao hoe: «Mba avelao aho hisotro rano kely amin’ny sininao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nihazakazaka hihaona amin-drazazavavy ilay mpanompon’i Abrahama ka nanao hoe: –Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho azafady!
Malagasy Bible 1865
Ary ilay mpanompo dia nihazakazaka nitsena azy ka nanao taminy hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin'ny sininao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihazakazaka nitsena azy ilay mpanompo ka niteny taminy hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho.
malagasy
Ary ilay mpanompo dia nihazakazaka nitsena azy ka nanao taminy hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin'ny sininao aho.