Genesis 24:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Razazavavy: Misotroa, tompokolahy! Sady nampidininy haingana ho eo amin’ny tanany ny sininy ka nampisotroiny Ralehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy razazavavy: «Misotroa, Tompokolahy,» sady nampidininy faingana ny sininy ho eo an-tanany, ka nampisotroiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy razazavavy hoe: –Misotroa, tompoko. Nampidininy haingana ny siny ho eo an-tanany, dia nampisotroiny ralehilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy razazavavy: Misotroa, tompokolahy; dia nampidininy faingana ny sininy ho eo an-tànany, ka nampisotroiny ralehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Razazavavy: Misotroa, tompokolahy! Sady nampidininy haingana ho eo amin’ny tanany ny sininy ka nampisotroiny Ralehilahy.
malagasy
Ary hoy razazavavy: Misotroa, tompokolahy; dia nampidininy faingana ny sininy ho eo an-tànany, ka nampisotroiny ralehilahy.