Genesis 24:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy nampisotro azy izy dia niteny koa hoe: Andeha hantsakako koa ny ramevanao mba hisotroany mandra-pahatapi-misotro azy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nampisotro azy izy, dia nanao hoe: «Hantsaka ho an’ny rameva koa aho, hosotroiny mandrapahafa-po azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa vitany izany, dia hoy indray razazavavy hoe: –Hantsaka ho an’ny ramevanao koa aho ambara-pisotron’izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nampisotro azy izy, dia hoy koa izy: Ny ramevanao koa andeha hantsakako hosotroiny ambara-pahatapiny misotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy nampisotro azy izy dia niteny koa hoe: Andeha hantsakako koa ny ramevanao mba hisotroany mandra-pahatapi-misotro azy rehetra.
malagasy
Ary rehefa nampisotro azy izy, dia hoy koa izy: Ny ramevanao koa andeha hantsakako hosotroiny ambara-pahatapiny misotro.