Genesis 24:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Abrahama tamin’ilay lehiben’ny mpanompony tao an-tranony izay mpanapaka ny fananany rehetra: Mba ataovy ato ambanin’ny feko ny tananao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Abrahama tamin’ny mpanompony, ilay tranainy indrindra tao an-tranony, nanapaka ny fananany rehetra: «Ataovy ato ambanin’ny feko ny tananao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia hoy i Abrahama tamin’ilay mpanompony tranainy indrindra tao an-tranony, izay mpifehy ny fananany rehetra: –Apetraho ato ambany feko ny tananao,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Abrahama tamin'ilay lehiben'ny mpanompony tao an-tranony, izay mpanapaka ny nananany rehetra: Mba ataovy ato ambanin'ny feko ny tananao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Abrahama tamin’ilay lehiben’ny mpanompony tao an-tranony izay mpanapaka ny fananany rehetra: Mba ataovy ato ambanin’ny feko ny tananao,
malagasy
Ary hoy Abrahama tamin'ilay lehiben'ny mpanompony tao an-tranony, izay mpanapaka ny nananany rehetra: Mba ataovy ato ambanin'ny feko ny tananao;