Genesis 24:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandinika azy tsara Ralehilahy sady nangina mba hahafantarany na nambinin’NY TOMPO ny diany na tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandinika azy ralehilahy tsy niteny fa nieritreritra na efa nambinin’i Iaveh tokoa ny diany, na tsia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandinika tsara an-drazazavavy tamim-panginana ilay rangahy mba hahafantarany raha nambinin’ny TOMPO tokoa ny diany na tsia.
Malagasy Bible 1865
Ary ralehilahy nandinika azy tsara sady nangina, mba hahafantarany na efa nambinin'i Jehovah ny nalehany, na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandinika azy tsara Ralehilahy sady nangina mba hahafantarany na nambinin’NY TOMPO ny diany na tsia.
malagasy
Ary ralehilahy nandinika azy tsara sady nangina, mba hahafantarany na efa nambinin'i Jehovah ny nalehany, na tsia.