Genesis 24:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy izy: Mba lazao amiko, zanak’iza moa ianao? Ary moa misy azonay hatoriana va ao an-tranon’ny rainao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy: «Zana-jovy moa ianao? Mba lazao ahy kely izany. Ary mba misy toerana azonay andriana va ao an-tranon-drainao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanontany azy hoe: –Mba lazao ahy hoe: Zanak’iza moa ianao? Ary misy toerana azonay andriana ve ao an-tranon-drainao?
Malagasy Bible 1865
ary hoy izy: Zana-jovy moa ianao? Mba lazao amiko. Ary moa misy azonay handriana va ao an-tranon'ny rainao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy izy: Mba lazao amiko, zanak’iza moa ianao? Ary moa misy azonay hatoriana va ao an-tranon’ny rainao?
malagasy
ary hoy izy: Zana-jovy moa ianao? Mba lazao amiko. Ary moa misy azonay handriana va ao an-tranon'ny rainao?