Genesis 24:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano hatorianareo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa izy: «Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay; sady ny mololo handriana koa dia misy ao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mbola nampiany hoe: –Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay sady misy toerana handrianareo koa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona, dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano handrianareo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano hatorianareo koa.
malagasy
Ary hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona, dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano handrianareo koa.