Genesis 24:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niondrika Ralehilahy ka niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay niondrika ralehilahy, dia niankohoka teo anatrehan’i Iaveh ka nanao hoe: «Hisaorana anie i Iaveh, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, fa tsy niova famindram-po sy fahamarinana amin’ny tompoko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niondrika ilay rangahy ary niankohoka nisaotra ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Dia niondrika ralehilahy ka niankohoka teo anatrehan'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niondrika Ralehilahy ka niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO
malagasy
Dia niondrika ralehilahy ka niankohoka teo anatrehan'i Jehovah,