Genesis 24:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady niteny hoe: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, izay tsy nanaisotra ny famindrampony sy ny fahamarinany tamin’ny tompoko! Fa notantanan’NY TOMPO teny an-dalana aho ho atỳ an-tranon’ny havan’ny tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izaho koa notantanan’i Iaveh amin’ny lalana mankatỳ amin’ny rahalahin’ny tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanao hoe: –Hisaorana anie Ianao, ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko, fa tsy namela ny fitiavanao sy ny toetranao mahatoky hiala tamin’ny tompoko Ianao, fa teny an-dalana aho dia nentinao hankaty amin’ny tranon’ireo havan’ny tompoko.
Malagasy Bible 1865
ary nanao hoe: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, Izay tsy nanaisotra ny famindram-pony sy ny fahamarinany tamin'ny tompoko; fa izaho dia notantanan'i Jehovah teny an-dalana ho atỳ an-tranon'ny havan'ny tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady niteny hoe: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, izay tsy nanaisotra ny famindrampony sy ny fahamarinany tamin’ny tompoko! Fa notantanan’NY TOMPO teny an-dalana aho ho atỳ an-tranon’ny havan’ny tompoko.
malagasy