Genesis 24:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nihazakazaka Razazavavy ka nanambara araka izany teny izany tamin’ny tao an-tranon’ny reniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa nihazakazaka razazavavy, nanambara izany zavatra izany tao amin-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa nihazakazaka nankany an-tranon-dreniny razazavavy hilaza ny vaovao.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nihazakazaka razazavavy ka nanambara araka izany teny izany tamin'ny tao an-tranon'ny reniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nihazakazaka Razazavavy ka nanambara araka izany teny izany tamin’ny tao an-tranon’ny reniny.
malagasy
Dia lasa nihazakazaka razazavavy ka nanambara araka izany teny izany tamin'ny tao an-tranon'ny reniny.