Genesis 24:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Rebeka dia nanana anadahy, Labana no anarany. Nihazakazaka i Labana nankeo amin-dRalehilahy teo ivelany, teo am-pantsakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana anadahy anankiray atao hoe Labàna i Rebekà, ka nivoaka nihazakazaka i Labàna nankeo amin-dralehilahy teo amin’ny loharano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanana anadahy atao hoe Labàna anefa i Rebekà; dia nihazakazaka io nankany amin’ilay rangahy tany ivelany, teo am-pantsakana.
Malagasy Bible 1865
Ary Rebeka nanana anadahy, Labana no anarany; dia nihazakazaka Labana nankeo amin-dralehilahy teo ivelany, teo am-pantsakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Rebeka dia nanana anadahy, Labana no anarany. Nihazakazaka i Labana nankeo amin-dRalehilahy teo ivelany, teo am-pantsakana.
malagasy
Ary Rebeka nanana anadahy, Labana no anarany; dia nihazakazaka Labana nankeo amin-dralehilahy teo ivelany, teo am-pantsakana.