Genesis 24:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hampianianiko amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny lanitra sy ny tany, ianao mba tsy haka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita izay iraisako monina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hampianiana anao amin’ny anaran’i Iaveh Andriamanitry ny lanitra sy Andriamanitry ny tany, fa tsy haka vady ho an’ny zanako ao amin’ny zanaka vavin’ny Kananeanina, izay iraisako monina, ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka mianiàna amin’ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra sy ny tany ianao fa tsy haka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita izay miara-monina amiko.
Malagasy Bible 1865
fa hampianianiko amin'i Jehovah, Andriamanitry ny lanitra sy ny tany, ianao, fa tsy haka vady ho an'ny zanako avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita izay iraisako monina ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hampianianiko amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny lanitra sy ny tany, ianao mba tsy haka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita izay iraisako monina.
malagasy
fa hampianianiko amin'i Jehovah, Andriamanitry ny lanitra sy ny tany, ianao, fa tsy haka vady ho an'ny zanako avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita izay iraisako monina ianao;